<-
->

Asa 5:16 There came also a multitude out of the cities round about unto Jerusalem, bringing sick folks, and them which were vexed with unclean spirits: and they were healed every one. Ary ny olona maro avy tamin' ny vohitra manodidina an' i Jerosalema dia nivory koa, nitondra ny marary sy izay nampahorin' ny fanahy maloto; dia sitrana avokoa izy rehetra. Maro koa ny olona nidodododo nankao Jerosalema avy tamin' ny tanàna manodidina nitondra ny marary sy izay nampahorin' ny fanahy maloto, ary sitrana avokoa izy rehetra. La multitude accourait même des villes voisines de Jérusalem, apportant des malades et des gens possédés par des esprits impurs, et tous étaient guéris.