<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 7:2 | And he said, Men, brethren, and fathers, hearken; The |
fa hoy Stefana: Mihainoa, ry rahalahy sy ianareo ray: Andriamanitry ny voninahitra niseho tamin' i Abrahama razantsika, raha tany Mesopotamia izy, fony tsy mbola nonina tany Harana, | Ka hoy ny navalin' i Etiena azy: Mihainoa hianareo rahalahy sy ray. Raha mbola tany Mesopotamia Abrahama razantsika, fa tsy mbola nitoetra tany Harana, dia niseho taminy Andriamanitra be voninahitra, | Il répondit : " Frères et pères, |