<-
->

Asa 7:26 And the next day he shewed himself unto them as they strove, and would have set them at one again, saying, Sirs, ye are brethren; why do ye wrong one to another? Ary nony ampitson' iny dia niseho tamin' ireo izay niady Mosesy ary nanao izay hampihavana azy ka nanao hoe: Raondriana, mirahalahy ianareo, koa nahoana ianareo no miady? Ny ampitson' iny, dia tojo roa lahy niady izy, ka nanao izay hihavanany sy nilaza hoe: Ry sakaiza, mpirahalahy hianareo, ka nahoana no dia mifamely? Le lendemain, il en aperçut qui se battaient, et il voulut les remettre d' accord. "Mes amis, leur dit-il, vous êtes frères : pourquoi vous maltraiter l' un l' autre ?"