<-
->

Asa 7:38 This is he, that was in the church in the wilderness with the angel which spake to him in the mount Sina, and with our fathers: who received the lively oracles to give unto us: Izy ilay teo amin' ny fiangonana tany an-efitra mbamin' ny Anjely izay niteny taminy tany an-tendrombohitra Sinay sy tamin' ny razantsika, ka izy no nandray teny velona mba homeny antsika. Izy ihany koa, tamin' ny fiangonana tany an' efitra, nomban' ny anjely niteny taminy teny an-tendrombohitra Sinaia sy ny razantsika, no nandray ny tenin' ny fiainana sy namindra azy tamintsika. C' est lui qui, lors de l' assemblée au désert, était avec l' ange qui lui parlait sur le mont Sinaï, tout en restant avec nos pères ; lui qui reçut les paroles de vie pour nous les donner.