<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 7:55 | But he, being full of the Holy |
Fa Stefana, feno ny Fanahy Masina, dia nibanjina ny lanitra ka nahita ny voninahitr' Andriamanitra sy Jesosy nitsangana teo ankavanan' Andriamanitra, | Fa Etiena kosa feno ny Fanahy Masina dia nibanjina ny lanitra, ka nahita ny voninahitr' Andriamanitra sy Jeso nitsangana teo an-kavanan' Andriamanitra, ary nanao hoe: Indro hitako ny lanitra misokatra, mbamin' ny Zanak' olona mitsangana eo an-kavanan' Andriamanitra. | Tout rempli de l' Esprit Saint, il fixa son regard vers le ciel ; il vit alors la gloire de |