<-
->

Asa 7:8 And he gave him the covenant of circumcision: and so Abraham begat Isaac, and circumcised him the eighth day; and Isaac begat Jacob; and Jacob begat the twelve patriarchs. Ary nomeny fanekena amin' ny famorana izy. Ary dia niteraka an' isaka izy ka namora azy tamin' ny andro fahavalo; ary Isaka niteraka an' i Jakoba, ary Jakoba niteraka ny patriarka roa ambin' ny folo lahy. Dia nomeny fanekena amin' ny famorana Abrahama, ka nony niteraka an' i Isaaka dia namora azy tamin' ny andro fahavalo; Isaaka kosa niteraka sy namora an' i Jakoba, ary Jakoba an' ireo Patriarka roa ambin' ny folo lahy. Il lui donna ensuite l' alliance de la circoncision ; c' est ainsi qu'étant devenu père d' Isaac, Abraham le circoncit le huitième jour. Et Isaac fit de même pour Jacob, et Jacob pour les douze patriarches.