<-
->

Asa 8:1 And Saul was consenting unto his death. And at that time there was a great persecution against the church which was at Jerusalem; and they were all scattered abroad throughout the regions of Judaea and Samaria, except the apostles. Ary Saoly mba nankasitraka ny namonoana azy koa. Ary tamin' izany andro izany dia nisy fanenjehana mafy tamin' ny fiangonana tany Jerosalema; ka dia niely teny amin' ny tany Jodia sy Samaria izy rehetra, afa-tsy ny Apostoly ihany. Tamin' izany andro izany, dia nisy fanenjehana mafy tamin' ny Eglizy tao Jerosalema, ka niely tany Jodea sy Samaria izy rehetra, afa-tsy ny Apostoly ihany. Saul, lui, approuvait ce meurtre. En ce jour-là, une violente persécution se déchaîna contre l'Église de Jérusalem. Tous, à l' exception des apôtres, se dispersèrent dans les campagnes de Judée et de Samarie.