<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 8:26 | And the angel of the |
Ary nisy anjelin' ny Tompo nilaza tamin' i Filipo ka nanao hoe: Mitsangàna, ka mandehana mianatsimo ho any amin' ny lalana midina avy any Jerosalema mankany Gaza; dia efitra izany. | Ary nisy anjelin' ny Tompo niteny tamin' i Filipo ka nanao hoe: Mitsangàna, ka mandehana mianatsimo any amin' ny làlana midina avy any Jerosalema mankany Gazà, izay tanàna foana. | L' Ange du Seigneur s' adressa à |