<-
->

Rom / Rm 14:14 I know, and am persuaded by the Lord Jesus, that there is nothing unclean of itself: but to him that esteemeth any thing to be unclean, to him it is unclean. Mahalala sady matoky ao amin' i Jesosy Tompo aho fa tsy misy zavatra maloto ho azy; fa raha misy manao zavatra ho maloto, dia aminy ihany no maloto izany. Fantatro sy ekeko amim-pitokiana ao amin' i Jeso Tompo fa tsy misy zava-maloto ho azy; nefa raha misy olona mihevitra zavatra ho maloto, dia maloto tokoa izany aminy. Je le sais, j' en suis certain dans le Seigneur Jésus, rien n' est impur en soi, mais seulement pour celui qui estime un aliment impur ; en ce cas il l' est pour lui. -