<-
->

Rom / Rm 2:29 But he is a Jew, which is one inwardly; and circumcision is that of the heart, in the spirit, and not in the letter; whose praise is not of men, but of God. fa izay araka ny miafina no Jiosy, ary ny famorana dia amin' ny fo, amin' ny fanahy, fa tsy amin' ny soratra; ny fiderana ireny tsy avy amin' ny olona, fa avy amin' Andriamanitra. fa ny Jody ao anatiny sy ny famorana ny fo no tena izy: dia ny araka ny fanahy, fa tsy araka ny soratra; ary ny toy izany no mahazo dera, tsy amin' olombelona, fa amin' Andriamanitra. le vrai Juif l' est au-dedans et la circoncision dans le coeur, selon l' esprit et non pas selon la lettre : voilà celui qui tient sa louange non des hommes, mais de Dieu.