<-
->

Rom / Rm 3:1 What advantage then hath the Jew? or what profit is there of circumcision? Koa inona ary no tombony ananan' ny Jiosy, ary inona koa no soa avy amin' ny famorana? Koa inona àry no tombon-tsoa ananan' ny Jody, ary inona no soa azo amin' ny famorana? Quelle est donc la supériorité du Juif ? Quelle est l' utilité de la circoncision ?