<-
->

Rom / Rm 3:9 What then? are we better than they? No, in no wise: for we have before proved both Jews and Gentiles, that they are all under sin; Ahoana ary? Manan-kavaly va isika? Tsia tsy akory; fa efa voalazantsika rahateo ho mpanota avokoa na ny Jiosy na ny jentilisa; Ahoana àry: manan-tombo tokoa va isika? Tsy manana velively, satria efa voasehontsika fa voan' ny fahotana avokoa, na Jody na jentily, Quoi donc ? L' emportons-nous ? Pas du tout. Car nous avons établi que Juifs et Grecs, tous sont soumis au péché,