<- -> |
[King James Bible] Letter to the Romans |
[Baiboly 1865] Romanina |
[Baiboly Katolika] Romana |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Romains |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Rom / Rm 5:15 | But not as the offence, so also is the free gift. For if through the offence of one many be dead, much more the grace of |
Nefa tsy tahaka ny fahadisoana ny fanomezam-pahasoavana. Fa raha ny fahadisoan' ny anankiray no nahatonga fahafatesana ho an' ny maro, mainka ny fahasoavan' Andriamanitra sy ny fanomezana amin' ny fahasoavan' ny olona iray, dia Jesosy Kristy, no tonga be ho an' ny maro kosa. | Ary tsy mba tahaka ny fahadisoana ny fanomezam-pahasoavana; fa raha ny fahafatesan' ny anankiray aza nahafatesan' ny olona rehetra, mainka fa ny fahasoavan' ny olona iray, dia Jeso-Kristy, no nandraisan' ny olona rehetra an-kabetsahana ny fahasoavan' Andriamanitra sy ny fanomezana. | Mais il n' en va pas du don comme de la faute. Si, par la faute d' un seul, la multitude est morte, combien plus la grâce de |