<-
->

Rom / Rm 7:4 Wherefore, my brethren, ye also are become dead to the law by the body of Christ; that ye should be married to another, even to him who is raised from the dead, that we should bring forth fruit unto God. Ary amin' izany ianareo koa, ry rahalahiko, dia efa natao maty ny amin' ny lalàna noho ny tenan' i Kristy, mba ho vadin' ny hafa ianareo, dia Izay natsangana tamin' ny maty, mba hahavokarantsika ho an' Andriamanitra. Toy izany koa hianareo, ry rahalahiko, maty ny amin' ny Lalàna noho ny tenan' i Jeso-Kristy hianareo, mba ho vadin' ny hafa, dia ilay nitsangana tamin' ny maty, mba hahavokarantsika ho an' Andriamanitra. Ainsi, mes frères, vous de même vous avez été mis à mort à l'égard de la Loi par le corps du Christ pour appartenir à un autre, à Celui qui est ressuscité d' entre les morts, afin que nous fructifiions pour Dieu.