<-
->

Rom / Rm 9:17 For the scripture saith unto Pharaoh, Even for this same purpose have I raised thee up, that I might shew my power in thee, and that my name might be declared throughout all the earth. Fa hoy ny Soratra Masina tamin' i Farao: Izany no nanandratako anao, mba ho entiko mampiseho ny heriko, ary mba hanambarana ny anarako any amin' ny tany rehetra (Eks. 9. 16). Fa hoy ny Soratra Masina tamin' i Faraona: Ny hoentiko mampiharihary ny heriko, sy hanambarana ny anarako amin' ny tany rehetra no nananganako anao. Car l'Écriture dit au Pharaon : Je t' ai suscité à dessein pour montrer en toi ma puissance et pour qu' on célèbre mon nom par toute la terre.