<-
->

Rom / Rm 9:4 Who are Israelites; to whom pertaineth the adoption, and the glory, and the covenants, and the giving of the law, and the service of God, and the promises; izay Isiraelita sady manana ny fananganan' anaka sy ny voninahitra sy ny fanekena sy ny fanomezana ny lalàna sy ny fombam-pivavahana ary ny teny fikasana; dia ireo Isrealita, izay manana ny fananganan-janaka, sy ny voninahitra, sy ny fanekena, sy ny Lalàna, sy ny fombam-pivavahana, ary ny fampanantenana; eux qui sont Israélites, à qui appartiennent l' adoption filiale, la gloire, les alliances, la législation, le culte, les promesses