<-
->

Rom / Rm 9:9 For this is the word of promise, At this time will I come, and Sarah shall have a son. Fa izao no filàzan' ny teny fikasana: Raha avy ny taona toy izao, dia ho avy Aho, ary hanana zazalahy Saraha (Gen. 18. 10). Ary toy izao no teny fampanantenana iray: Amin' ny herin-taona toy izao dia ho avy indray aho, ary hahazo zazalahy i Sarà. Voici en effet les termes de la promesse : Vers cette époque je viendrai et Sara aura un fils.