<-
->

1Kr / 1Kor 12:3 Wherefore I give you to understand, that no man speaking by the Spirit of God calleth Jesus accursed: and that no man can say that Jesus is the Lord, but by the Holy Ghost. Koa mampahafantatra anareo aho fa tsy misy olona ampitenenin' ny Fanahin' Andriamanitra ka manao hoe: Voaozona Jesosy; ary tsy misy mahay manaiky hoe: Jesosy no Tompo, raha tsy amin' ny Fanahy Masina. Koa mampahafantatra anareo aho fa tsy misy olona ampitenenin' ny Fanahin' Andriamanitra ka hanao hoe: Anatema Jeso; ary tsy misy afa-milaza hoe: Jeso no Tompo, raha tsy amin' ny Fanahy Masina. C' est pourquoi, je vous le déclare : personne, parlant avec l' Esprit de Dieu, ne dit : " Anathème à Jésus ", et nul ne peut dire : " Jésus est Seigneur ", s' il n' est avec l' Esprit Saint.