<- -> |
[King James Bible] 2nd Letter to the Corinthians |
[Baiboly 1865] 2 Korintianina |
[Baiboly Katolika] Korintiana II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Épître de Saint Paul aux Corinthiens |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
2Kr / 2Kor 2:14 | Now thanks be unto |
Fa isaorana anie Andriamanitra, Izay mitondra anay mandrakariva ao amin' i Kristy toy ny fanaon' izay avy nandresy, ka dia ampisehoany ny hanitry ny fahalalana Azy eny tontolo eny izahay. | Fa isaorana anie Andriamanitra izay manome anay voninahi-pandresena mandrakariva ao amin' ny Kristy Jeso, sy mitondra anay hanely ny hanitry ny fahalalana azy hatraiza hatraiza. | Grâces soient à |