<-
->

2Kr / 2Kor 4:11 For we which live are alway delivered unto death for Jesus' sake, that the life also of Jesus might be made manifest in our mortal flesh. Fa izahay izay velona dia atolotra ho amin' ny fahafatesana mandrakariva noho ny amin' i Jesosy, mba haseho ao amin' ny nofonay mety maty koa ny fiainan' i Jesosy. Fa na dia velona aza izahay, dia atolotra ho amin' ny fahafatesana mandrakariva noho ny amin' i Jeso, mba hisehoan' ny fiainan' i Jeso amin' ny nofonay mety maty. Quoique vivants en effet, nous sommes continuellement livrés à la mort à cause de Jésus, pour que la vie de Jésus soit, elle aussi, manifestée dans notre chair mortelle.