<-
->

2Kr / 2Kor 4:5 For we preach not ourselves, but Christ Jesus the Lord; and ourselves your servants for Jesus' sake. Fa tsy ny tenanay no torinay, Fa Kristy Jesosy Tompo, ary izahay mpanomponareo noho ny amin' i Jesosy. Fa tsy tenanay no torinay, fa Kristy Jeso Tompo, ary izahay dia mpanomponareo noho ny amin' i Jeso. Car ce n' est pas nous que nous prêchons, mais le Christ Jésus, Seigneur ; nous ne sommes, nous, que vos serviteurs, à cause de Jésus.