<-
->

2Kr / 2Kor 5:18 And all things are of God, who hath reconciled us to himself by Jesus Christ, and hath given to us the ministry of reconciliation; Fa izany rehetra izany dia avy amin' Andriamanitra, Izay nampihavana antsika taminy amin' ny alalan' i Kristy sady nanome anay ny fanompoana fampihavanana, Ary tsy iza no nihavian' izany zavatra rehetra izany, fa Andriamanitra, izay nampihavana antsika aminy indray tamin' ny alalan' i Jeso-Kristy, sady nanome anay ny fandraharaham-pihavanana; Et le tout vient de Dieu, qui nous a réconciliés avec Lui par le Christ et nous a confié le ministère de la réconciliation.