<-
->

Gal / Ga 1:14 And profited in the Jews' religion above many my equals in mine own nation, being more exceedingly zealous of the traditions of my fathers. ary nandroso tamin' ny fivavahan' ny Jiosy mihoatra noho ny maro izay indray mihira amiko eo amin' ny fireneko aho ka fatra-pitana ny fampianarana voatolotry ny razako indrindra. ary nandroso tamin' ny fivavahan' ny Jody mihoatra noho ny maro indray nihira tamiko teo amin' ny fireneko aho, sady fatra-pitàna ny lovan-tsofina avy amin' ny razako. et de mes progrès dans le judaïsme, où je surpassais bien des compatriotes de mon âge, en partisan acharné des traditions de mes pères.