<-
->

Gal / Ga 3:14 That the blessing of Abraham might come on the Gentiles through Jesus Christ; that we might receive the promise of the Spirit through faith. mba ho tonga amin' ny jentilisa ny fitahiana an' i Abrahama ao amin' i Kristy Jesosy, ary mba horaisintsika amin' ny finoana ny teny fikasana ny amin' ny Fanahy. mba ho tonga amin' ny jentily, ao amin' ny Kristy Jeso, ny tso-drano nampanantenaina an' i Abrahama; dia horaisintsika amin' ny finoana koa ny fampanantenana ny Fanahy. afin qu' aux païens passe dans le Christ Jésus la bénédiction d' Abraham et que par la foi nous recevions l' Esprit de la promesse.