<- -> |
[King James Bible] Letter to the Galatians |
[Baiboly 1865] Galatianina |
[Baiboly Katolika] Galata |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Galates |
|||||||
<-
-> |
|
||||||||||
Gal / Ga 3:8 | And the scripture, foreseeing that |
Ary satria hitan' ny Soratra Masina rahateo fa amin' ny finoana no anamarinan' Andriamanitra ny jentilisa, dia nitory ny filazantsara tamin' i Abrahama rahateo izy, nanao hoe: Aminao no hitahiana ny firenena rehetra (Gen. 12. 3); | Ary tsinjon' ny Soratra Masina rahateo fa amin' ny finoana no anamarinan' Andriamanitra ny jentily, ka nilaza vaovao mahafaly tamin' i Abrahama izy, nanao hoe: Aminao no hanaovan' Andriamanitra ny firenena rehetra. | Et l'Écriture, prévoyant que |