<-
->

Gal / Ga 4:24 Which things are an allegory: for these are the two covenants; the one from the mount Sinai, which gendereth to bondage, which is Agar. Ary izany dia azo atao fanoharana; fa izy roa vavy ireo dia fanekena roa; ny anankiray avy tamin' ny tendrombohitra Sinay ka miteraka ho amin' ny fahandevozana, dia Hagara izany. Ohatra amin' ny fanekena roa izy roa vavy ireo: ny iray moa, avy amin' ny tendrombohitr' i Sinai, miteraka ho amin' ny fanandevozana, dia Agara izany Il y a là une allégorie : ces femmes représentent deux alliances ; la première se rattache au Sinaï et enfante pour la servitude : c' est Agar