<-
->

Flp / Fil 1:26 That your rejoicing may be more abundant in Jesus Christ for me by my coming to you again. mba hitombo noho ny ataoko ny firavoravoanareo ao amin' i Kristy Jesosy amin' ny hankanesako atý aminareo indray. Ka dia hitombo ao amin' ny Kristy Jeso ny reharehanareo noho ny amiko, amin' ny hankanesako atý aminareo indray. afin que mon retour et ma présence parmi vous soient pour vous un nouveau sujet de fierté dans le Christ Jésus.