<-
->

Kol 3:17 And whatsoever ye do in word or deed, do all in the name of the Lord Jesus, giving thanks to God and the Father by him. Ary na inona na inona no ataonareo, na amin' ny teny, na amin' ny asa, dia ataovy amin' ny anaran' i Jesosy Tompo izany, ka misaora Andriamanitra Ray amin' ny alalany. Ary na inona na inona ataonareo, na amin' ny teny, na amin' ny asa, dia ataovy amin' ny anaran' i Jeso Tompo ny zavatra rehetra, sy amim-pisaorana an' Andriamanitra Ray amin' ny alàlany. Et quoi que vous puissiez dire ou faire, que ce soit toujours au nom du Seigneur Jésus, rendant par lui grâces au Dieu Père !