<-
->

Kol 4:12 Epaphras, who is one of you, a servant of Christ, saluteth you, always labouring fervently for you in prayers, that ye may stand perfect and complete in all the will of God. Manao veloma anareo Epafra, ilay anankiray avy aminareo sady mpanompon' i Kristy Jesosy ary mikely aina mandrakariva amin' ny fangatahana ho anareo, mba hitoeranareo marina, ka hatoky tsara amin' izay rehetra mety ho sitrapon' Andriamanitra. Manao veloma anareo Epafrasy, mpanompon' ny Kristy, avy atý aminareo; miady ho anareo mandrakariva izy amin' ny fivavahany, mba ho lavorary sy hatoky tsara hianareo ka hitoetra mafy amin' izay rehetra mety ho sitra-pon' Andriamanitra; Épaphras, votre compatriote, vous salue ; ce serviteur du Christ Jésus ne cesse de lutter pour vous dans ses prières, afin que vous teniez ferme, parfaits et bien établis dans tous les vouloirs divins.