<-
->

1Te / 1Tes 3:13 To the end he may stablish your hearts unblameable in holiness before God, even our Father, at the coming of our Lord Jesus Christ with all his saints. mba hampiorina ny fonareo tsy hanan-tsiny amin' ny fahamasinana eo anatrehan' Andriamanitra Raintsika amin' ny fihavian' i Jesosy Tompontsika mbamin' ny masiny rehetra. Hankahery ny fonareo anie izy, ary hiaro azy tsy hanan-tsiny amin' ny fahamasinana eo anatrehan' Andriamanitra Raintsika, ho amin' ny fahatongavan' i Jeso-Kristy Tompontsika mbamin' ny olo-masiny rehetra. Amena. qu' il affermisse ainsi vos coeurs irréprochables en sainteté devant Dieu, notre Père, lors de l' Avènement de notre Seigneur Jésus avec tous ses saints.