<-
->

1Te / 1Tes 4:14 For if we believe that Jesus died and rose again, even so them also which sleep in Jesus will God bring with him. Fa raha inoantsika fa efa maty Jesosy sady efa nitsangana indray, dia toy izany koa no hitondran' Andriamanitra izay efa nodi-mandry tao amin' i Jesosy hiaraka aminy. Fa araka ny inoantsika an' i Jeso ho efa maty sy nitsangana tamin' ny maty no hitondran' Andriamanitra an' izay nody mandry hiaraka aminy koa, amin' ny alalan' i Jeso. Puisque nous croyons que Jésus est mort et qu' il est ressuscité, de même, ceux qui se sont endormis en Jésus, Dieu les emmènera avec lui.