<-
->

Jos 1:14 Your wives, your little ones, and your cattle, shall remain in the land which Moses gave you on this side Jordan; but ye shall pass before your brethren armed, all the mighty men of valour, and help them; Ny vadinareo sy ny zanakareo madinika ary ny biby fiompinareo dia hitoetra eo amin' ny tany izay nomen' i Mosesy anareo etý an-dafin' i Jordana; fa ianareo lehilahy mahery rehetra dia samy ho voaomana hiady ka hita eo alohan' ny rahalahinareo hanampy azy, Koa ny vady aman-janakareo madinika, mbamin' ny biby ompianareo, dia hijanona amin' ny tany nomen' i Moizy anareo, ety an-dafin' i Jordany. Fa hianareo lehilahy matanjaka sy mahery fo rehetra kosa, dia hita mitondra fiadiana eo alohan' ny rahalahinareo, Vos femmes, vos petits enfants et vos troupeaux peuvent rester dans le pays que vous a donné Moïse au-delà du Jourdain. Quant à vous, tous les hommes de guerre, vous passerez en formation de combat en tête de vos frères, et vous leur viendrez en aide,