<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 10:1 | Now it came to pass, when |
Ary rehefa ren' i Adoni-zedeka, mpanjakan' i Jerosalema, fa afak' i Josoa Ay ka noravany (fa araka izay nataony tamin' i Jeriko sy ny mpanjakany no nataony tamin' Ay sy ny mpanjakany), sady nanao fihavanana tamin' ny Isiraely ny mponina tany Gibeona ka tomoetra eo aminy, | Ren' i Adonisedeka, mpanjakan' i Jerosalema, fa Haia dia efa azon' i Josoe, ka nataony anatema; toy ny nanaovany an' i Jerikao sy ny mpanjakany, no nanaovany an' i Haia sy ny mpanjakany koa, ary ny mponina ao Gabaona efa nanao fihavanana tamin' Israely ka mitoetra eo aminy. | Or, il advint qu' |