<-
->

Jos 10:10 And the Lord discomfited them before Israel, and slew them with a great slaughter at Gibeon, and chased them along the way that goeth up to Bethhoron, and smote them to Azekah, and unto Makkedah. Ary Jehovah nampifanaritaka ireo teo anoloan' ny Isiraely; ary namely ireo tany Gibeona izy ka nahafaty maro be, sady nanenjika azy tamin' ny fiakarana mankany Beti-horona izy ka namely azy hatrany Azeka ka hatrany Makeda. sady nampifanaritahan' ny Tompo teo anoloan' Israely izy ireo, ka nataon' Israely kilahotohoto tao akaikin' i Gabaona sy nenjehiny tamin' ny làlana mankany Betoròna, ary nasiany hatrany Azekà sy Makedà. Yahvé les mit en déroute, en présence d' Israël, et leur infligea à Gabaôn une rude défaite; il les poursuivit même sur le chemin de la montée de Bet-Horôn et les battit jusqu'à Azéqa et jusqu'à Maqqéda .