<-
->

Jos 10:14 And there was no day like that before it or after it, that the Lord hearkened unto the voice of a man: for the Lord fought for Israel. Ary tsy nisy andro tahaka izany, na tany alohany, na tato aoriany, izay nihainoan' i Jehovah ny feon' olona; fa Jehovah niady ho an' ny Isiraely. Tsy nisy andro toy izany, na tany aloha na taty aoriana, izay nihainoan' ny Tompo ny feon' ny olona anankiray, fa niady momba an' Israely Iaveh. Il n' y a pas eu de journée pareille, ni avant ni depuis, où Yahvé ait obéi à la voix d' un homme. C' est que Yahvé combattait pour Israël.