<-
->

Jos 10:22 Then said Joshua, Open the mouth of the cave, and bring out those five kings unto me out of the cave. Dia hoy Josoa: Sokafy ny vavan' ny zohy, ka avoahy ao an-johy ireo mpanjaka dimy ireo hankatý amiko. Dia hoy Josoe: Sokafy ny vava zohy, ka avoahy ao ireo mpanjaka dimy hoentina mankaty amiko. Josué dit alors : " Dégagez l' entrée de la caverne et faites-en sortir ces cinq rois pour me les amener. "