<-
->

Jos 10:27 And it came to pass at the time of the going down of the sun, that Joshua commanded, and they took them down off the trees, and cast them into the cave wherein they had been hid, and laid great stones in the cave' s mouth, which remain until this very day. Ary tamin' ny nilentehan' ny masoandro dia nasain' i Josoa nesorina tamin' ny hazo izy ireo ka nariana tao anatin' ilay zohy niereny, ary nasiana vato lehibe teo amin' ny vavan' ny zohy, ka mbola ao izany mandraka androany. Nony efa ho faty ny masoandro, dia nasain' i Josoe nampidinina amin' ilay zohy niereny, ary teo am-bava zohy nasiana vato lehibe mbola ao mandraka androany. A l' heure du coucher du soleil, sur un ordre de Josué, on les dépendit des arbres et on les jeta dans la caverne où ils s'étaient cachés. De grandes pierres furent dressées contre l' entrée de la caverne, elles y sont restées jusqu'à ce jour même.