<-
->

Jos 10:3 Wherefore Adonizedec king of Jerusalem, sent unto Hoham king of Hebron, and unto Piram king of Jarmuth, and unto Japhia king of Lachish, and unto Debir king of Eglon, saying, Dia naniraka olona Adoni-zedeka, mpanjakan' i Jerosalema, ho any amin' i Hohama mpanjakan' i Hebrona, sy Pirama, mpanjakan' i Jarmota, sy Jafia, mpanjakan' i Lakisy, ary Debira, mpanjakan' i Eglona, ka nanao hoe: Adonisedeka, mpanjakan' i Jerosalema dia nampitondra teny tamin' i Ohama mpanjakan' i Hebrona, sy Farama mpanjakan' i Jerimota, sy tamin' i Jofià mpanjakan' i Lakisa, ary tamin i Dabira mpanjakan' i Eglona, nanao hoe: Alors Adoni-Çédeq, roi de Jérusalem, envoya dire à Hoham, roi d' Hébron, à Piréam, roi de Yarmut, à Yaphia, roi de Lakish, et à Debir, roi d'Églôn :