<-
->

Jos 10:37 And they took it, and smote it with the edge of the sword, and the king thereof, and all the cities thereof, and all the souls that were therein; he left none remaining, according to all that he had done to Eglon; but destroyed it utterly, and all the souls that were therein. dia afany koa izy, ka nasiany tamin' ny lelan-tsabatra izy sy ny mpanjakany sy ny tanànany rehetra ary ny olona rehetra tao; tsy nasiany niangana na dia iray akory aza, tahaka izay rehetra efa nataony tamin' i Eglona; fa naringany avokoa izy sy ny olona rehetra tao. Nony afany dia nasiany tamin' ny lelan-tsabatra izy sy ny mpanjakany ary ny tanàna momba azy rehetra mbamin' izay manana aina rehetra tao. Ils s' en emparèrent et la firent passer au fil de l'épée, ainsi que son roi, toutes les localités qui en dépendaient et tout ce qui s' y trouvait de vivant. Il ne laissa pas un survivant, tout comme il avait agi pour Églôn. Il la voua à l' anathème, ainsi que tout ce qui s' y trouvait de vivant.