<-
->

Jos 10:41 And Joshua smote them from Kadeshbarnea even unto Gaza, and all the country of Goshen, even unto Gibeon. Dia nasian' i Josoa izy hatrany Kadesi-barnea ka hatrany Gaza, ary ny tany Gosena rehetra hatrany Gibeona. Nasian' i Josoe ireny, hatrany Kadesa-Barne ka hatrany Gaza ary ny tany Gosena rehetra hatrany Gabaona. Josué les battit depuis Cadès Barné jusqu'à Gaza, et toute la région de Goshèn jusqu'à Gabaôn.