<-
->

Jos 10:42 And all these kings and their land did Joshua take at one time, because the Lord God of Israel fought for Israel. Ary ireo mpanjaka rehetra ireo sy ny taniny dia azon' i Josoa indray mandeha, satria Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, no niady ho an' ny Isiraely. Fanafihana indray mandeha monja no nahazoan' i Josoe ireo mpanjaka rehetra ireo sy ny taniny rehetra, satria Iaveh Andriamanitr' Israely no niady ho an' Israely. Tous ces rois avec leur territoire, Josué s' en empara en une seule fois, parce que Yahvé, le Dieu d' Israël, combattait pour Israël.