<-
->

Jos 10:8 And the Lord said unto Joshua, Fear them not: for I have delivered them into thine hand; there shall not a man of them stand before thee. Ary hoy Jehovah tamin' i Josoa: Aza matahotra azy, fa efa natolotra eo an-tananao izy, ka tsy hisy hahajanona eo anoloanao izy na dia iray akory aza. Hoy Iaveh tamin' i Josoe: Aza matahotra azy, fa efa natolotro eo an-tànanao izy, ka tsy hahatoha anao na dia iray aza. Yahvé dit à Josué : " Ne les crains pas, je les ai livrés entre tes mains, nul d' entre eux ne te résistera. "