<-
->

Jos 11:11 And they smote all the souls that were therein with the edge of the sword, utterly destroying them: there was not any left to breathe: and he burnt Hazor with fire. Ary nasiany tamin' ny lelan-tsabatra ny olona rehetra tao ka naringany avokoa: tsy nisy olo-miaina sisa na dia iray akory aza; ary Hazora nodorany tamin' ny afo. Nasiany tamin' ny lelan-tsabatra ny manana aina rehetra teo, ka nataony anatema, tsy nisy niangana rahefa mety ho manana aina koa, ary Asora dia nodorana. On passa aussi au fil de l'épée tout ce qui s' y trouvait de vivant, en vertu de l' anathème. On n' y laissa pas âme qui vive et Haçor fut livrée au feu.