<-
->

Jos 11:13 But as for the cities that stood still in their strength, Israel burned none of them, save Hazor only; that did Joshua burn. Fa ny tanàna rehetra izay teny an-kavoana dia tsy mba nodoran' ny Isiraely afa-tsy Hazora ihany, izay nodoran' i Josoa. Tsy nisy nodoran' Israely anefa ny tanàna niorina teny an-kavoana, afa-tsy Asora ihany, izay nodoran' i Josoe. Pourtant toutes les villes qui se dressaient sur leurs collines de ruines, Israël ne les incendia pas, sauf Haçor que Josué incendia.