<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 11:15 | As the |
Araka izay efa nandidian' i Jehovah an' i Mosesy mpanompony no nandidian' i Mosesy an' i Josoa; ka dia izany no nataon' i Josoa: tsy nisy namelany izay rehetra efa nandidian' i Jehovah an' i Mosesy. | Izay nandidian' ny Tompo an' i Moizy mpanompony dia nandidian' i Moizy an' i Josoe koa, ka notanterahain' i Josoe, tsy nisy namelany izay nandidian' ny Tompo an' i Moizy. | Ce que |