<-
->

Jos 11:17 Even from the mount Halak, that goeth up to Seir, even unto Baalgad in the valley of Lebanon under mount Hermon: and all their kings he took, and smote them, and slew them. hatramin' ny tendrombohitra mangadihady, izay fiakarana no any Seira, ka hatrany Bala-gada eo amin' ny lohasahan' i Libanona am-bodin' ny tendrombohitra Hermona; ary ny mpanjakany rehetra nosamboriny ka novonoiny ho faty. hatramin' ny tendrombohitra mangadihady misondrotra mankany Seira, ka hatrany Baala-Gada, amin' ny lohasahan' i Libàna, ao ambodin' ny tendrombohitra Hermòna; nosamboriny ny mpanjakany rehetra, ka novonoiny sy nataony maty. Depuis le mont Pelé, qui s'élève vers Séïr, jusqu'à Baal-Gad, dans la vallée du Liban, au pied du mont Hermon, il s' empara de tous leurs rois qu' il fit frapper à mort.