<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 11:20 | For it was of the |
Fa avy tamin' i Jehovah no nanamafian' ireo ny fony hiady amin' ny Isiraely, mba hanaovany azy ho zavatra voaozona, ka tsy nisy famindram-po, handringanana azy araka izay efa nandidian' i Jehovah an' i Mosesy. | Satria hevitra nokendren' ny Tompo no nanamafisan' ireo vahoaka ireo ny fony hiady amin' Israely mba hanaovan' ny Tompo azy ho anatema, ka tsy hanaovany famindram-po aminy fa handringanany azy, araka ny nandidian' ny Tompo an' i Moizy. | Car |