<-
->

Jos 11:3 And to the Canaanite on the east and on the west, and to the Amorite, and the Hittite, and the Perizzite, and the Jebusite in the mountains, and to the Hivite under Hermon in the land of Mizpeh. dia tamin' ny Kananita any atsinanana sy any andrefana, ary tamin' ny Amorita sy ny Hetita sy ny Perizita ary ny Jebosita tany amin' ny tany havoana, ary tamin' ny Hivita tany am-bodin' i Hermona, tany amin' ny tany Mizpa. amin' ny Kananeana atsinanana sy andrefana, amin' ny Amoreana, ny Heteana, ny Ferezeana, ny Jeboseana, any an-tendrombohitra, ary amin' ny Heveana any ambodin' i Hermona, dia any amin' ny tany Masfà. Les Cananéens se trouvaient à l' orient et à l' occident, les Amorites, les Hittites, les Perizzites et les Jébuséens dans la montagne, les Hivvites au pied de l' Hermon, au pays de Miçpa.