<-
->

Jos 11:7 So Joshua came, and all the people of war with him, against them by the waters of Merom suddenly; and they fell upon them. Dia nandeha Josoa sy ny vahoaka rehetra mpanafika teo aminy ka tonga tampoka taminy teo amoron' ny rano Meroma, dia namely azy. Dia nirotsaka tampoka tamin' izy ireo teo akaikin' ny ranon' i Meroma Josoe sy ny mpiantafika rehetra niaraka taminy ka niantoraka aminy. Josué, avec tous ses gens de guerre, les atteignit à l' improviste près des eaux de Mérom et tomba sur eux.