<-
->

Jos 12:6 Them did Moses the servant of the Lord and the children of Israel smite: and Moses the servant of the Lord gave it for a possession unto the Reubenites, and the Gadites, and the half tribe of Manasseh. Mosesy, mpanompon' i Jehovah, sy ny Zanak' Isiraely no nandresy ireo; ary ny taniny nomen' i Mosesy, mpanompon' i Jehovah, ho lovan' ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny firenen' i Manase. Moizy mpanompon' ny Tompo sy ny zanak' Israely no nandresy an' ireo; ary ny Robenita sy ny Gadita, mbamin' ny antsasaky ny fokon' i Manase no nomen' i Moizy mpanompon' ny Tompo ny tanin' izy ireo mba ho fananany. Moïse, serviteur de Yahvé, et les Israélites les avaient vaincus, et Moïse, serviteur de Yahvé, en avait donné la possession aux Rubénites, aux Gadites et à la demi-tribu de Manassé.